JSON mitahiry ireo "quotes" na "citations" malagasy (malaza na tsia).
Raha hampiditra "quotes" vaovao dia araho ito toromarika ito:
-
Manaova
Fork
ka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilayrepository
-
Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay
Fork
teo amin'ny alalan'nygit clone
-
Mamorona
branch
vaovao ohatragit branch modif1
-
MifindrĂ ao amin'ilay
branch
vao noforoninao teogit checkout modif1
-
Sokafy ilay
quotes.json
ary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina. -
Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay
quotes.json
[
{
"name": "Ra Force",
"quotes": [
"Amin'azy amin'azy"
]
},
{
"name": "Andry Nirina Rajoelina",
"quotes": [
"Velirano no ataoko aminao ry vahoaka malagasy fa ..."
]
},
{
"name": "Marc Ravalomanana",
"quotes": [
"Faly aho, tena faly aho"
]
}
]
Efa natao array
ny quotes
ka raha toa ka efa manana quote
ao ilay olona dia eo ambanin'ilay azy farany apetraka izay ampianao.
-
Tehirizo ny fanovana nataonao.
-
Manaova
commit
hanamarihanao ilay fanovana. -
Alefaso ao amin'ilay
Fork
nataonao ilay fanovana. -
Manaova
Pull requests
ao amin'ny https://github.com/rasolofonirina/quotes-gasy/
- Ialao ny fanoratra SMS.
- Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny
pull request
izay ataonao dia manaova foanagit pull
mialohan'ny handefasanao azy.