- Forkena ilay repostiory ito
- Clonena avy eo ilay repository anao Ilay fork an'ito
- Ajoutenao ny remote upstream
git remote add upstream https://github.com/OpenMG/JS032022.git
- Mamonona branche
git checkout -b ma_super_branch
- Copiena ny dossier na fichier misy ny code-nao na mamorona fichier vaovao
- Rehefa vita ny fanovana ataonao dia manao
git add .
- Avy eo commite-nao ny zavatra nataono
git commit -m "Update function"
- Maka ny mise a jour farany ianao:
- avy ao aminao
git pull origin master
- avy any aminy topony repository
git pull upstream master
- avy ao aminao
- Farany, alefanao ao aminao ny modification rehetra nataonao
git push origin ma_super_branch
- Makany aminy navigateur ianao avy eo manao Merge request
Techzara formations JS Mars 2022.
Ireo excercice rehetra mandritra ny formations no hitanareo ato.
Ajouteo eo amin'ny contributors ny anaranao :)
- Manala doublons anaty tableau ana nombre
> in [23, 0, -23, 1, 5, 0]
> out [23, 0, -23, 1, 5]
- Mandahatra element anaty tableau ana nombre par ordre croissant (raha misy doublons dia igniorena) avy eo decroissant
in [23, 0, -23, 1, 5, 0]
out: [-23, 0, 1, 5, 23] (croissant)
out: [23, 5, 1, 0, -23] (decroissant)
- Total ny nombre negative sy positive anaty tableau ana nombre
in: [12, -3, -4, 0, 1]
out:
* negatives: -7
* positives: 13
- Nombre miverina in-betsaka indrindra anaty tableau (raha misy mitovy dia aseo daholo)
in: [23, 23, 23, 3, 4, 5, 5, 5, 1, 0, 3]
out: 23, 5
- Combinaison ana nombre lehibe indrindra anaty tableau (positive daholo ny nombre anaty tableau)
in: [2, 2, 0, 5]
out: 5220
****
in: [1, 3, 6]
out: 631