Free Opensource
Raha te hiara-hiasa aminay hianao dia , manaova fork => pull request
Projet sous react-native v0.57 , natao ny 22 desambra 2018 tamin'ny 10 Ora sy 32Min alina
git clone https://github.com/julkwel/sekolikMobile.git
cd sekolikoMobile
npm install
react-native run-[android/ios]
Fifanarahana amin'ny nommage
Ataovy mora azo ny nommage anao amin'ny teny anglais :
=> class templates tz-nom-classe
=> Class TzNomClasse
=> id id-tz-nom-id
=> function nomFunctionTz
Loko sy chart graphique
indigo => #aa66cc
Bleu => #1976d2
Grey => #e9ebee
Font
https://fonts.google.com/specimen/Montserrat?selection.family=Montserrat
Documentation sy commentaires
=> Ataovy mazava amin'ny teny anglais ny commentaire anao , toy izao ny commentaire rehetra ampiasaina,
ezahina ny tsy hampiasa " // "
/**
* eto ny commentaireko
*/
=> Ny espacement dia tab no ampiasaina fa tsy espace
Misokatra hoamin'ny fiaraha-miasa hoan'ny rehetra