/kotikota

appli mahafinaritra hanaovana kotikota

Primary LanguageTypeScript

KotikotaFront

Projet natao tamin'ny angular v 6.0.1.

Raha hidevy ianao dia

git clone repos
cd repos
npm install
ng serve

Run ng serve for a dev server. Navigate to http://localhost:4200/. The app will automatically reload if you change any of the source files.

Komandy angular

ng generate component component-name ng generate directive|pipe|service|class|guard|interface|enum|module.

Alohan'ny hi-pushenao dia manaova build vaovao ahafahanao mahita ny zavatra nataonao en ligne avy hatrany

ng build --prod --base-href "https://julkwel.github.io/kotikota/"

Raha hi-teste dia

ng test

Inona no tanjona?

Hanamboatra application kely ahafahana manao kotikota isika n'aizan'aiza no misy anao, sady ahafahana mifamonjy ihany koa.

Informations d'utilisateurs

Tsy azonay atao ary tsy mitahiry mots de passen'ny utilisateur velively ity application ity amin'ireo tambazotra sosialy.