Teny fampiasa eto Antsirabe
Ireo teny fampiasa mampiavaka an'Antsirabe sy ny dikany amin'ny teny malagasy fantatry ny maro (ôfisialy).
Hampiditra teny sy/na ohatra
Raha hampiditra teny vaovao dia araho ito toromarika manaraka ito:
-
Manaova
Fork
ka tsindrio ilay bokotra volon-davenona amin'ny farany havanana mifanitsy amin'ny anaran'ilayrepository
-
Alaivo ho ao amin'ny "ordinateur"-nao ilay
Fork
teo amin'ny alalan'nygit clone
-
Mamoròna
branch
vaovao ohatragit branch fanovana
-
Mifindrà ao amin'ilay
branch
vao noforoninao teogit checkout fanovana
-
Sokafy ilay
bira.json
ary jereo sao efa tafiditra ao ilay tianao ampidirina. -
Ampitovio amin'ito ohatra ambany ito izay ampidirinao ary ataovy eny amin'ny farany ambany amin'ilay
bira.json
[
{
"teny" : "tsa",
"dikany" : "tsy",
"ohatra" : [
"tsa haiko",
"tsa hitako"
]
}
]
Efa natao array
ny ohatra
ka raha toa ka efa tafiditra ilay teny
dia azonao atao ny manampy ohatra ka eo ambanin'ilay ohatra
farany no anoratana azy.
-
Tehirizo ny fanovana nataonao.
-
Manaova
commit
hanamarihanao ilay fanovana. -
Alefaso ao amin'ilay
Fork
nataonao ilay fanovana. -
Manaova
Pull requests
ao amin'ny https://github.com/IT-Community-Antsirabe/teny-fampiasa-eto-antsirabe
Fanamarihana
- Ialao ny fanoratra SMS.
- Mba tsy ahasarotra ny fanekena ny
pull request
izay ataonao dia manaova foanagit pull
mialohan'ny handefasanao azy.
Fanatsarana
Alohan'ny handefasana ny fanovana makany amin'ny Fork
dia tsara raha atao manaraka ny alfabeta ny lisitry ny teny mba hanamora ny fitadiavana teny.
Ahafahana manao izany dia misy Extensions
VSCode
maro azo ampiasaina, fa ity iray ity no atao ohatra sy ampiasaina eto : Sort JSON
Fomba hakana azy
Sokafy ny VSCode
dia tsindio ny (Ctrl + P)
ary adikao ao ity Commande
manaraka ity
ext install Thinker.sort-json